# Mitafy fahamarinana ho saron-tratra Izy ary aro-loha famonjena eo amin'ny lohany. Nitafy akanjo valifaty izy ary nanao ny zotom-po ho aron'akanjo Ny "saron-tratra", "aro-loha", "akanjo", ary "aron'akanjo" dia fitafiana hanaovana amin'ny ady. Manoritsoritra an'i Yaveh ho nanao ireo zavatra ireo mba hanasaziana ny vahoakany Isaia. # aron'akanjo akanjo lava mivaha, mirebareba # Novaliany noho izay vitany izy ireo Manoritsoritra ny tranga hoavy toy ny hoe efa nitranga tany aloha Isaia. Midika izany fa hitranga tokoa izany.