20 lines
759 B
Markdown
20 lines
759 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.
|
|
|
|
# Mihazakazaka ho any amin'ny ratsy ny tongon
|
|
|
|
Ny "tongotra" dia manambara ny fahafahana mandeha ary ny "mihazakazaka" dia manambara ny fandehanana faingana. DH: "Mailaka ny hanao ireo zavatra ratsy izy ireo"
|
|
|
|
# no lalany
|
|
|
|
Ny "lalana" dia manambara ny fomba fiainan'izy ireo. DH: "no mba ataon'izy ireo"
|
|
|
|
# tsy misy rariny eo amin'ny lalany
|
|
|
|
Ny "lalana" dia manambara ny fomba fiainan'izy ireo. DH: "tsy mba manao izany rariny mihitsy izy ireo" na "ny zavatra rehetra ataon'izy ireo dia tsy rariny"
|
|
|
|
# Nanamboatra lala-meloka izy ireo
|
|
|
|
Ny "lala-meloka" dia manambara ny fomba fiaina izay ratsy. DH: "Milaza sy manao zavatra tsy marina izy ireo. Maniasia izy ireo"
|