759 B
759 B
Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mbola manohy miresaka amin'ny vahoakan'Israely Isaia.
Mihazakazaka ho any amin'ny ratsy ny tongon
Ny "tongotra" dia manambara ny fahafahana mandeha ary ny "mihazakazaka" dia manambara ny fandehanana faingana. DH: "Mailaka ny hanao ireo zavatra ratsy izy ireo"
no lalany
Ny "lalana" dia manambara ny fomba fiainan'izy ireo. DH: "no mba ataon'izy ireo"
tsy misy rariny eo amin'ny lalany
Ny "lalana" dia manambara ny fomba fiainan'izy ireo. DH: "tsy mba manao izany rariny mihitsy izy ireo" na "ny zavatra rehetra ataon'izy ireo dia tsy rariny"
Nanamboatra lala-meloka izy ireo
Ny "lala-meloka" dia manambara ny fomba fiaina izay ratsy. DH: "Milaza sy manao zavatra tsy marina izy ireo. Maniasia izy ireo"