plt_tn/isa/48/21.md

225 B

Tsy nangetaheta izy ireo...ary niboiboika ny rano

Io dia manondro ny tranga ao amin'ny tantaran'ny vahoakan'Israely fony nikarakara azy ireo Yaveh raha nipetraka tany an'efitra taorian'ny nandosirana tany Egypta izy ireo.