plt_tn/isa/48/21.md

4 lines
225 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:17:55 +00:00
# Tsy nangetaheta izy ireo...ary niboiboika ny rano
Io dia manondro ny tranga ao amin'ny tantaran'ny vahoakan'Israely fony nikarakara azy ireo Yaveh raha nipetraka tany an'efitra taorian'ny nandosirana tany Egypta izy ireo.