16 lines
762 B
Markdown
16 lines
762 B
Markdown
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
|
|
|
Mbola manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.
|
|
|
|
# Maro ny zavatra hitanareo, saingy tsy takatrareo;
|
|
|
|
"Na dia mahita zavatra maro aza ianareo, dia tsy takatrareo izay dikany"
|
|
|
|
# manongilan-tsofina, nefa tsy misy mandre
|
|
|
|
Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manongilan-tsofina. Eto ny teny hoe "sofina" dia manondro ny fahazoana izay ren'ny olona iray. DH: "mandre ny olona, fa tsy misy mahazo izay ren'izy ireo"
|
|
|
|
# Nahafaly an'i Yaveh ny midera ny fahamarinany sy ny manome voninahitra ny lalàny
|
|
|
|
"Tian'i Yaveh ny manome voninahitra ny fahamarinany amin'ny fanaovana ny lalàny mba ho be voninahitra." Ny tapany faharoa amin'ilay andianteny dia manazava ny fomba nanantanterahan'i Yaveh ny tapany voalohany.
|