plt_tn/isa/42/20.md

762 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola manohy miteny amin'ny vahoakan'Israely Yaveh.

Maro ny zavatra hitanareo, saingy tsy takatrareo;

"Na dia mahita zavatra maro aza ianareo, dia tsy takatrareo izay dikany"

manongilan-tsofina, nefa tsy misy mandre

Ny fahafahana mihaino dia resahina toy ny hoe manongilan-tsofina. Eto ny teny hoe "sofina" dia manondro ny fahazoana izay ren'ny olona iray. DH: "mandre ny olona, fa tsy misy mahazo izay ren'izy ireo"

Nahafaly an'i Yaveh ny midera ny fahamarinany sy ny manome voninahitra ny lalàny

"Tian'i Yaveh ny manome voninahitra ny fahamarinany amin'ny fanaovana ny lalàny mba ho be voninahitra." Ny tapany faharoa amin'ilay andianteny dia manazava ny fomba nanantanterahan'i Yaveh ny tapany voalohany.