plt_tn/isa/42/18.md

921 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Mbola miteny Yaveh.

ianareo marenina...ianareo jamba

Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Ny tsy fihainoan'izy ireo sy ny tsy fankatoavany Azy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe marenina sy jamba izy ireo.

Iza no jamba afa-tsy mpanompoko? Na marenina toy ny mpitondra hafatra nirahiko?

Mametraka ireo fanontaniana fampisainana ireo Yaveh mba hibedesany ny vahoakany sy hanindriany fa tsy misy olona jamba na marenina tahaka azy ireo. DH: "Tsy misy jamba tahaka ny mpanompoko. Tsy misy marenina tahaka ny mpitondra hafatra izay nirahiko."

Iza no jamba tahaka ny sakaizam-panekeko, na jamba tahaka ny mpanompon'i Yaveh?

Mametraka ireo fanontaniana fampisainana ireo Yaveh mba hibedesany ny vahoakany sy hanindriany fa tsy misy olona jamba na marenina tahaka azy ireo. DH: "Tsy misy jamba tahaka ny sakaizam-panekeko. Tsy jamba tahaka ny mpanompon'i Yaveh."