16 lines
921 B
Markdown
16 lines
921 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Mbola miteny Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# ianareo marenina...ianareo jamba
|
||
|
|
||
|
Eto ny hoe "ianareo" dia manondro ny vahoakan'Israely. Ny tsy fihainoan'izy ireo sy ny tsy fankatoavany Azy dia resahin'i Yaveh toy ny hoe marenina sy jamba izy ireo.
|
||
|
|
||
|
# Iza no jamba afa-tsy mpanompoko? Na marenina toy ny mpitondra hafatra nirahiko?
|
||
|
|
||
|
Mametraka ireo fanontaniana fampisainana ireo Yaveh mba hibedesany ny vahoakany sy hanindriany fa tsy misy olona jamba na marenina tahaka azy ireo. DH: "Tsy misy jamba tahaka ny mpanompoko. Tsy misy marenina tahaka ny mpitondra hafatra izay nirahiko."
|
||
|
|
||
|
# Iza no jamba tahaka ny sakaizam-panekeko, na jamba tahaka ny mpanompon'i Yaveh?
|
||
|
|
||
|
Mametraka ireo fanontaniana fampisainana ireo Yaveh mba hibedesany ny vahoakany sy hanindriany fa tsy misy olona jamba na marenina tahaka azy ireo. DH: "Tsy misy jamba tahaka ny sakaizam-panekeko. Tsy jamba tahaka ny mpanompon'i Yaveh."
|