plt_tn/isa/42/03.md

790 B

Fampifandraisana ny foto-kevitra:

Mbola manohy miteny Yaveh.

Tsy ho tapahiny ny volotara torotoro, ary tsy ho vonoany ny afon'ny jiro mirehitra

Ny fahalemena sy ny tsy fahafahan'ny olona manoatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe volotara torotoro sy afon'ny jiro mirehitra ireo.

ny volotara torotoro

Ny volotara dia sampan-java-maniry lava, manify izay tahaka ny ahitra lava. Raha atsiparaka na simbaina izany dia tsy mahavita mitondra mavesatra. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 36:6.

Tsy ho tapahiny

"Tsy ho tapahin'ny mpanompoko"

ny tany amorontsiraka

Io dia manondro ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tany manamorona na ampitan'ny Ranomasina Mediteraneana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 41:1. DH: "ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tany amorontsiraka"