20 lines
790 B
Markdown
20 lines
790 B
Markdown
|
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
||
|
|
||
|
Mbola manohy miteny Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# Tsy ho tapahiny ny volotara torotoro, ary tsy ho vonoany ny afon'ny jiro mirehitra
|
||
|
|
||
|
Ny fahalemena sy ny tsy fahafahan'ny olona manoatra dia resahin'i Yaveh toy ny hoe volotara torotoro sy afon'ny jiro mirehitra ireo.
|
||
|
|
||
|
# ny volotara torotoro
|
||
|
|
||
|
Ny volotara dia sampan-java-maniry lava, manify izay tahaka ny ahitra lava. Raha atsiparaka na simbaina izany dia tsy mahavita mitondra mavesatra. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 36:6.
|
||
|
|
||
|
# Tsy ho tapahiny
|
||
|
|
||
|
"Tsy ho tapahin'ny mpanompoko"
|
||
|
|
||
|
# ny tany amorontsiraka
|
||
|
|
||
|
Io dia manondro ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tany manamorona na ampitan'ny Ranomasina Mediteraneana. Jereo ny nandikanao izany tao amin'ny 41:1. DH: "ny vahoaka izay monina ao amin'ireo tany amorontsiraka"
|