plt_tn/isa/22/08.md

20 lines
846 B
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy mamaritra ny fotoana amin'ny ho avy izay hanafihan'ny tafika iray ny vahoakan'i Jerosalema Isaia. Azo adika amin'ny filazana ny ho avy ny matoanteny manondro ny lasa.
# Nanala ny fiarovan'i Joda Izy
Ny teny hoe "fiarovana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Ho esorin'i Yaveh ny zavatra rehetra izay niaro ny vahoakan'i Joda"
# tamin'izany andro izany ianao dia nijery ireo fitaovam-piadina
Eto ny andian-teny hoe "nijery ireo" dia midika fatokiana zavatra iray. DH: "mba hiarovana ny tenanareo dia haka fitaovam-piadiana ianareo"
# Lapan'ny Ala
Io dia ampahany tamin'ny tempolin'i Jerosalema izay nampiriman'izy ireo ny fitaovam-piadiana.
# nanangona ny ranon'ny dobo ambany ianareo
Hitahiry rano ny olona mba hanana ampy ho sotroina rehefa mihodidina ny tanàna ny fahavalony.