# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Manohy mamaritra ny fotoana amin'ny ho avy izay hanafihan'ny tafika iray ny vahoakan'i Jerosalema Isaia. Azo adika amin'ny filazana ny ho avy ny matoanteny manondro ny lasa. # Nanala ny fiarovan'i Joda Izy Ny teny hoe "fiarovana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "Ho esorin'i Yaveh ny zavatra rehetra izay niaro ny vahoakan'i Joda" # tamin'izany andro izany ianao dia nijery ireo fitaovam-piadina Eto ny andian-teny hoe "nijery ireo" dia midika fatokiana zavatra iray. DH: "mba hiarovana ny tenanareo dia haka fitaovam-piadiana ianareo" # Lapan'ny Ala Io dia ampahany tamin'ny tempolin'i Jerosalema izay nampiriman'izy ireo ny fitaovam-piadiana. # nanangona ny ranon'ny dobo ambany ianareo Hitahiry rano ny olona mba hanana ampy ho sotroina rehefa mihodidina ny tanĂ na ny fahavalony.