12 lines
528 B
Markdown
12 lines
528 B
Markdown
# Ry tompo, eo amin'ny tilikambo fiambenana aho dia mijoro
|
|
|
|
Eto ny hoe "tompo" dia ilazana ny olona manam-pahefana izay mibaiko ny mpiambina hitsangana eo amin'ny mandan'i Jerosalema.
|
|
|
|
# Efa rava Babylona, rava
|
|
|
|
Babylona resin'ny fahavalony tanteraka dia resahina toy ny hoe rava. Eto "Babylona" dia fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'i Babylona. DH: "Resy tanteraka ny vahoakan'i Babylona"
|
|
|
|
# rava Babylona, rava
|
|
|
|
Ny teny hoe "rava" dia averina indroa mba hanindriana fa resin'ny fahavalony tanteraka ireo vahoakan'i Babylona.
|