# Ry tompo, eo amin'ny tilikambo fiambenana aho dia mijoro Eto ny hoe "tompo" dia ilazana ny olona manam-pahefana izay mibaiko ny mpiambina hitsangana eo amin'ny mandan'i Jerosalema. # Efa rava Babylona, rava Babylona resin'ny fahavalony tanteraka dia resahina toy ny hoe rava. Eto "Babylona" dia fibangoan-teny ilazana ny vahoakan'i Babylona. DH: "Resy tanteraka ny vahoakan'i Babylona" # rava Babylona, rava Ny teny hoe "rava" dia averina indroa mba hanindriana fa resin'ny fahavalony tanteraka ireo vahoakan'i Babylona.