20 lines
1.1 KiB
Markdown
20 lines
1.1 KiB
Markdown
# Fampifandraisana ny foto-kevitra:
|
|
|
|
Ny andininy faha 3 dia milaza izay tsy maintsy ambaran'ilay iraka tao amin'ny 18:1 amin'ny vahoakan'izao tontolo izao.
|
|
|
|
# Ianareo mponina rehetra eto amin'izao tontolo izao ... ianareo izay monina eto an-tany
|
|
|
|
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "Ianareo vahoakan'ny tany rehetra"
|
|
|
|
# rehefa mitsangana eo an-tampon-tendrombohitra ny fanairana, dia mijere, ary rehefa tsofina ny trompetra, dia mihainoa
|
|
|
|
Ny trompetra fanairana dia natao mba hiantsoana ho amin'ny ady. Ireo didy mba hijery sy hihaino dia didy mba hitandrina sy hiomana ho amin'ny ady. DH: "tandremo tsara rehefa atsangana eny an-tendrombohitra ny fanairana ka tsofina ny trompetra"
|
|
|
|
# rehefa miainga eo an-tampon-tendrombohitra ny fanairana, dia mijere
|
|
|
|
Ilay fanairana dia saina izay nampiasaina hiantsoana ny olona ho amin'ny ady. DH: "mitandrema rehefa mahita ilay saina filazana ady eny an-tendrombohitra ianareo''
|
|
|
|
# rehefa tsofina ny trompetra, dia mihainoa
|
|
|
|
Ny trompetra dia nampiasaina hiantsoana ny olona ho amin'ny ady. DH: "mitandrema rehefa mandre feon-trompetra filazana ady ianareo"
|