36 lines
1.4 KiB
Markdown
36 lines
1.4 KiB
Markdown
# Yaveh tompon'ny maro
|
|
|
|
Adikao araka ny ao amin'ny 1:9.
|
|
|
|
# Araka ny efa nokasaiko tokoa, no hitranga; ary araka izay efa nokendreko, dia izany no ho izy
|
|
|
|
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. DH: "hiseho tokoa ireo zavatra nokasaiko"
|
|
|
|
# Ho potehiko ao amin'ny taniko ireo Asyriana
|
|
|
|
Ny famotehana dia maneho fandresena. DH: "Handresy ny Asyriana eo amin'ny taniko aho" na "hataoko resy eo amin'ny taniko ny Asyriana"
|
|
|
|
# ireo Asyriana
|
|
|
|
Manondro ny mpanjaka Asyriana sy ny tafiny io. DH: "ny mpanjaka Asyriana sy ny tafiny" na "ny tafika Asyriana"
|
|
|
|
# hitsahiko ambany tongotra
|
|
|
|
Maneho ny fandresena azy tanteraka izy.
|
|
|
|
# Dia ho esorina hiala amin'izy ireo ny ziogany ary hiala eo amin'ny hatok'izy ireo ny enta-mavesany
|
|
|
|
DH: "Dia ho esoriko hiala amin'izy ireo ny ziogany ary ny enta-mavesany hiala amin'ny hatony"
|
|
|
|
# Dia ho esorina hiala amin'izy ireo ny ziogany ary hiala eo amin'ny hatok'izy ireo ny enta-mavesany
|
|
|
|
Samy mitovitovy hevitra ihany ireo andian-teny roa ireo. Ny fanesorana zioga sy enta-mavesatra dia midika fanafahana ny olona amin'ny fanandevozana. DH: "Dia hanafaka ireo Israelita amin'ny fanandevozan'i Asyria tahaka ny fanesorana enta-mavesatra amin'ny sorony aho"
|
|
|
|
# ziogany ... enta-mavesany
|
|
|
|
Ny mpisolo-tena tampisaka "-ny" dia manondro an'i Asyria.
|
|
|
|
# hiala amin'izy ireo ... hiala eo amin'ny hatok'izy ireo
|
|
|
|
Ny teny hoe 'izy ireo" dia manondro ny vahoakan'Israely.
|