8 lines
307 B
Markdown
8 lines
307 B
Markdown
# Nankany amin'ny mpaminany vavy aho
|
|
|
|
Azo ambara mazava fa manambady an'ilay mpaminany vavy Isaia. DH: "Niara-nandry tamin'ilay mpaminany vavy vadiko aho"
|
|
|
|
# haka ny haren'i Damaskosy sy ny babon'ny Samaria ny mpanjakan'i Asyria
|
|
|
|
DH: "Ho alain'ny mpanjakan'i Asyria ny haren'i Damaskosy sy Samaria rehetra"
|