307 B
307 B
Nankany amin'ny mpaminany vavy aho
Azo ambara mazava fa manambady an'ilay mpaminany vavy Isaia. DH: "Niara-nandry tamin'ilay mpaminany vavy vadiko aho"
haka ny haren'i Damaskosy sy ny babon'ny Samaria ny mpanjakan'i Asyria
DH: "Ho alain'ny mpanjakan'i Asyria ny haren'i Damaskosy sy Samaria rehetra"