16 lines
422 B
Markdown
16 lines
422 B
Markdown
# Sela
|
|
|
|
Midika "mijanona sy mitaratra" na "asandrato, hanandratra" izany teny izany.
|
|
|
|
# Nahita anao ireo tendrombohitra ka nanaintaina
|
|
|
|
Nozarain'Andriamanitra ny tany, nifindra ny tendrombohitra, tahaka ny nahitana ny fihetsik'Andriamanitra sy nihodinany teny ho eny amin'izay tany voazara.
|
|
|
|
# Nanandratra hiaka ny ranomasina lalina!
|
|
|
|
Ny halavan'ny feon'onjan-dranomasina
|
|
|
|
# Nampiakatra ireo onjany!
|
|
|
|
Rano miakatra ambony
|