422 B
422 B
Sela
Midika "mijanona sy mitaratra" na "asandrato, hanandratra" izany teny izany.
Nahita anao ireo tendrombohitra ka nanaintaina
Nozarain'Andriamanitra ny tany, nifindra ny tendrombohitra, tahaka ny nahitana ny fihetsik'Andriamanitra sy nihodinany teny ho eny amin'izay tany voazara.
Nanandratra hiaka ny ranomasina lalina!
Ny halavan'ny feon'onjan-dranomasina
Nampiakatra ireo onjany!
Rano miakatra ambony