plt_tn/gen/45/01.md

16 lines
325 B
Markdown

# tsy nahafehy ny fihetseham-pony
Ny heviny dia tsy nahafehy ireo fihetseham-pony. Afaka atao izany hoe: DH: "saika hitomany"
# teo anilany
"teo akaikiny"
# tranon'i Farao
Eto ny "trano" dia ilazana ny olona izay tao an-dapan'i Farao. DH: "ny olona rehetra tao andapan'i Farao"
# tohina teo anatrehany
"natahotra azy"