# tsy nahafehy ny fihetseham-pony Ny heviny dia tsy nahafehy ireo fihetseham-pony. Afaka atao izany hoe: DH: "saika hitomany" # teo anilany "teo akaikiny" # tranon'i Farao Eto ny "trano" dia ilazana ny olona izay tao an-dapan'i Farao. DH: "ny olona rehetra tao andapan'i Farao" # tohina teo anatrehany "natahotra azy"