plt_tn/gen/43/26.md

8 lines
329 B
Markdown

# nentin' izy ireo tao an-trano ny fanomezana teny an-tanan'izy ireo
Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. DH: "Nitondra ireo fanomezana izay no entin'izy ireo ireo rahalahin'i Josefa"
# niankohoka tamin'ny tany teo anoloany
Fomba fanehoana fanajana sy fanomezam-boninahitra izany.