# nentin' izy ireo tao an-trano ny fanomezana teny an-tanan'izy ireo Eto ny "tanana" dia ilazana ny olona manontolo fa tsy ny faritry ny tanana ihany. DH: "Nitondra ireo fanomezana izay no entin'izy ireo ireo rahalahin'i Josefa" # niankohoka tamin'ny tany teo anoloany Fomba fanehoana fanajana sy fanomezam-boninahitra izany.