12 lines
335 B
Markdown
12 lines
335 B
Markdown
# Ary tamin'izany andro izany (...) Joda
|
|
|
|
Mampiditra fizaran-tantara vaovao izay mifantoka kokoa amin'i Joda izany.
|
|
|
|
# Adolamita, izay nantsoina hoe Hira
|
|
|
|
Eto hoe Hira dia anaran-dehilahy izay nipetraka tao Adolama. Adolamita no ilazana ny olona avy ao.
|
|
|
|
# izay nantsoina hoe Soa
|
|
|
|
I Soa dia vehivavy Kananita izay nanambady an'i Joda.
|