# Ary tamin'izany andro izany (...) Joda Mampiditra fizaran-tantara vaovao izay mifantoka kokoa amin'i Joda izany. # Adolamita, izay nantsoina hoe Hira Eto hoe Hira dia anaran-dehilahy izay nipetraka tao Adolama. Adolamita no ilazana ny olona avy ao. # izay nantsoina hoe Soa I Soa dia vehivavy Kananita izay nanambady an'i Joda.