plt_tn/gen/37/31.md

20 lines
406 B
Markdown

# ny akanjon'i Josefa
Ilazana ilay akanjo tsara tarehy izay namboarin'ny rainy ho azy izany.
# ilay rà
"ràn' ilay osy"
# nentin'izy ireo (...) izany
"nentin'izy ireo (...) ilay akanjo"
# Narapak(y) (...) izy
"nihinana (...) azy"
# Tena rotidrotika tokoa Josefa
Nihevitra i Jakoba fa norotidrotehin'ny bibidia ny vatan'i Josefa. DH: "Tena nandrotindrotika an'i Josefa ho torotoro tokoa izany"