# ny akanjon'i Josefa Ilazana ilay akanjo tsara tarehy izay namboarin'ny rainy ho azy izany. # ilay rà "ràn' ilay osy" # nentin'izy ireo (...) izany "nentin'izy ireo (...) ilay akanjo" # Narapak(y) (...) izy "nihinana (...) azy" # Tena rotidrotika tokoa Josefa Nihevitra i Jakoba fa norotidrotehin'ny bibidia ny vatan'i Josefa. DH: "Tena nandrotindrotika an'i Josefa ho torotoro tokoa izany"