plt_tn/gen/37/23.md

12 lines
402 B
Markdown

# Ary rehefa tonga teo
Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarika ny tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba filaza izany ny teninao, dia mihevera ampiasa an'izany eto.
# nendahan'izy ireo taminy ilay akanjo tsara tarehy
"Notriarin'izy ireo hiala aminy ilay akanjo tsara tarehy"
# akanjo tsara tarehy
"akanjo lava tsara tarehy." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 37:3.