# Ary rehefa tonga teo Nampiasaina izany andian-teny izany eto hanamarika ny tranga manan-danja ao amin'ny tantara. Raha manana fomba filaza izany ny teninao, dia mihevera ampiasa an'izany eto. # nendahan'izy ireo taminy ilay akanjo tsara tarehy "Notriarin'izy ireo hiala aminy ilay akanjo tsara tarehy" # akanjo tsara tarehy "akanjo lava tsara tarehy." Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 37:3.