plt_tn/gen/34/08.md

20 lines
642 B
Markdown

# Niresaka tamin'izy ireo i Hamora
"Niresaka tamin'i Jakoba sy ireo zanany lahy i Hamora"
# tia ny zanakao vavy
Eto ny teny hoe "tia" ilazana ny fitiavan'olon-droa izany hoe fitiavana eo amin'ny lehilahy iray sy vehivavy iray. DH: "tia azy ary maniry hanambady azy"
# omeo ho vadiny (re) izy
Amin'ny ireo kolon-tsaina sasany, dia ny ray aman-dreny no manapa-kevitra ny amin'izay ho vadin-janany.
# Mifanambadia aminay
Ny mifanambady dia maka vady amin'ny antoko tsy mitovy firazanana, fiarahamonina na finoana na foko. DH: "Avelao hifanambady ny olonareo sy ny anay"
# ny tany hisokatra ho anareo
"ho afaka mampiasa ny tany ianareo"