# Niresaka tamin'izy ireo i Hamora "Niresaka tamin'i Jakoba sy ireo zanany lahy i Hamora" # tia ny zanakao vavy Eto ny teny hoe "tia" ilazana ny fitiavan'olon-droa izany hoe fitiavana eo amin'ny lehilahy iray sy vehivavy iray. DH: "tia azy ary maniry hanambady azy" # omeo ho vadiny (re) izy Amin'ny ireo kolon-tsaina sasany, dia ny ray aman-dreny no manapa-kevitra ny amin'izay ho vadin-janany. # Mifanambadia aminay Ny mifanambady dia maka vady amin'ny antoko tsy mitovy firazanana, fiarahamonina na finoana na foko. DH: "Avelao hifanambady ny olonareo sy ny anay" # ny tany hisokatra ho anareo "ho afaka mampiasa ny tany ianareo"