32 lines
1.1 KiB
Markdown
32 lines
1.1 KiB
Markdown
# Nanome toromarika
|
|
|
|
"nanome baiko"
|
|
|
|
# manontany anareo, ... izay eo alohanareo?'
|
|
|
|
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "manontany anareo hoe iza no tomponareo, ho aiza ianareo, ary an'iza ireo biby izay eo anoloanareo''
|
|
|
|
# Olon'iza ianareo?
|
|
|
|
''iza no tomponareo?"
|
|
|
|
# An'iza ireo biby izay eo anoloanareo?
|
|
|
|
''iza no tompon'ireo biby izay eo anoloanareo?"
|
|
|
|
# Dia hiteny ianareo hoe: 'An'i Jakoba mpanomponao ireo. Ireo dia fanomezana nalefa ho an'i Esao tompoko. Indro, tamy ao aorianay ihany koa izy.'
|
|
|
|
Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Dia tiako holazainao azy fa ireo zavatra ireo dia an'i Jakoba, mpanompony, ary homeny an'i Esao tompony izy ireo. Ary teneno azy fa an-dalana hihaona aminy i Jakoba"
|
|
|
|
# Jakoba mpanomponao
|
|
|
|
Ny tenany ihany no lazain'i Jakoba amin'ny fomba mihaja hoe mpanompon'i Esao.
|
|
|
|
# ho an'i Esao tompoko
|
|
|
|
Manondro an'i Esao amin'ny fomba mihaja hoe tompony i Jakoba.
|
|
|
|
# tamy ao aorianay
|
|
|
|
Eto ny "...anay" dia ilazana ny mpanompo izay miresaka sy ireo mpanompo izay mitondra ireo biby fiompy ho an'i Esao.
|