# Nanome toromarika "nanome baiko" # manontany anareo, ... izay eo alohanareo?' Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "manontany anareo hoe iza no tomponareo, ho aiza ianareo, ary an'iza ireo biby izay eo anoloanareo'' # Olon'iza ianareo? ''iza no tomponareo?" # An'iza ireo biby izay eo anoloanareo? ''iza no tompon'ireo biby izay eo anoloanareo?" # Dia hiteny ianareo hoe: 'An'i Jakoba mpanomponao ireo. Ireo dia fanomezana nalefa ho an'i Esao tompoko. Indro, tamy ao aorianay ihany koa izy.' Izany dia farango ao anaty farango sosona. Afaka atao izany hoe: DH: "Dia tiako holazainao azy fa ireo zavatra ireo dia an'i Jakoba, mpanompony, ary homeny an'i Esao tompony izy ireo. Ary teneno azy fa an-dalana hihaona aminy i Jakoba" # Jakoba mpanomponao Ny tenany ihany no lazain'i Jakoba amin'ny fomba mihaja hoe mpanompon'i Esao. # ho an'i Esao tompoko Manondro an'i Esao amin'ny fomba mihaja hoe tompony i Jakoba. # tamy ao aorianay Eto ny "...anay" dia ilazana ny mpanompo izay miresaka sy ireo mpanompo izay mitondra ireo biby fiompy ho an'i Esao.