plt_tn/gen/28/03.md

24 lines
1.0 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Nanohy niresaka tamin'i Jakoba i Isaka
# hampamokatra anao ary hahamaro anao
Ny teny hoe ''hahamaro'' dia manazava izay hanaovan'Andriamanitra an'i Jakoba ''hahavokatra.'' DH: "hanome zanaka sy taranaka maro ho anao''
# Homeny anao anie ny tso-dranon'i Abrahama, ho anao, sy ho an'ireo taranaka mandimby anao
Miresaka mahakasika ''ny fitahiana olona'' toy ny hoe zavatra izay afaka omena olona ny fitahiana. Ny anarana hoe ''ilay fitahiana'' dia azo atao hoe ''mitahy.'' DH: "Hitahy anao sy ireo taranakao anie Andriamanitra tahaka izay nitahiany an'i Abrahama'' na ''Homen'Andriamanitra anao sy ireo taranakao anie izay nampanantenainy an'i Abrahama''
# mba hahafahanao mandova ny tany
Ny fanomezan'Andriamanitra ny tany Kanana an'i Jakoba sy ireo taranany dia resahina toy ny zaza izay mandova vola sy fananana avy amin'ny rainy.
# ny tany izay efa nonenanao
''ny tany izay efa nipetrahanao"
# izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama
"izay nampanantenan'Andriamanitra an'i Abrahama"