# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny: Nanohy niresaka tamin'i Jakoba i Isaka # hampamokatra anao ary hahamaro anao Ny teny hoe ''hahamaro'' dia manazava izay hanaovan'Andriamanitra an'i Jakoba ''hahavokatra.'' DH: "hanome zanaka sy taranaka maro ho anao'' # Homeny anao anie ny tso-dranon'i Abrahama, ho anao, sy ho an'ireo taranaka mandimby anao Miresaka mahakasika ''ny fitahiana olona'' toy ny hoe zavatra izay afaka omena olona ny fitahiana. Ny anarana hoe ''ilay fitahiana'' dia azo atao hoe ''mitahy.'' DH: "Hitahy anao sy ireo taranakao anie Andriamanitra tahaka izay nitahiany an'i Abrahama'' na ''Homen'Andriamanitra anao sy ireo taranakao anie izay nampanantenainy an'i Abrahama'' # mba hahafahanao mandova ny tany Ny fanomezan'Andriamanitra ny tany Kanana an'i Jakoba sy ireo taranany dia resahina toy ny zaza izay mandova vola sy fananana avy amin'ny rainy. # ny tany izay efa nonenanao ''ny tany izay efa nipetrahanao" # izay nomen'Andriamanitra an'i Abrahama "izay nampanantenan'Andriamanitra an'i Abrahama"