plt_tn/gen/27/18.md

16 lines
377 B
Markdown

# Hoy izy
"Ary namaly ny rainy" na "namaly Isaka'' (UDB)
# Inty aho
"eny, mihaino aho" na "eny, ahoana izay?" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1.
# efa nahavita izay nolazainao aho
''efa vitako izay nasainao nataoko''
# amin'ny haza
Ny teny hoe ''haza'' dia ilazana ny bibidia izay nohazaina sy novonoin'ny olona. Jereo ny nandikanao ny ''haza'' ao amin'ny 27:3.