# Hoy izy "Ary namaly ny rainy" na "namaly Isaka'' (UDB) # Inty aho "eny, mihaino aho" na "eny, ahoana izay?" Jereo ny nandikanao izany ao amin'ny 22:1. # efa nahavita izay nolazainao aho ''efa vitako izay nasainao nataoko'' # amin'ny haza Ny teny hoe ''haza'' dia ilazana ny bibidia izay nohazaina sy novonoin'ny olona. Jereo ny nandikanao ny ''haza'' ao amin'ny 27:3.