plt_tn/gen/26/01.md

16 lines
457 B
Markdown

# Ary
Nampiasaina izany teny izany mba hanamarika ny fizaran-tantara vaovao.
# nisy mosary nitranga
"nisy mosary" na "nisy mosary hafa indray"
# teo amin'ilay tany
Azonao atao mazava ilay tany izay resahina amin'izany. DH: "tany amin'ny tany izay nonenan'i Isaka sy ny fianakaviany"
# tamin'ny andron'i Abrahama
Ny andian-teny hoe: "tamin'ny andro" dia manambara ny fotoana izay niainan'i Abrahama. DH: "izay nitranga teo amin'ny fiainan'i Abrahama"