# Ary Nampiasaina izany teny izany mba hanamarika ny fizaran-tantara vaovao. # nisy mosary nitranga "nisy mosary" na "nisy mosary hafa indray" # teo amin'ilay tany Azonao atao mazava ilay tany izay resahina amin'izany. DH: "tany amin'ny tany izay nonenan'i Isaka sy ny fianakaviany" # tamin'ny andron'i Abrahama Ny andian-teny hoe: "tamin'ny andro" dia manambara ny fotoana izay niainan'i Abrahama. DH: "izay nitranga teo amin'ny fiainan'i Abrahama"