plt_tn/gen/24/50.md

20 lines
445 B
Markdown

# Betoela
Rain'i Labana sy Rebeka izy.
# Avy amin'i Yaveh izany zavatra izany
"nampitranga izao zavatra rehetra izao i Yaveh"
# tsy afaka ny hilaza aminao na ratsy na tsara izahay
Milaza izy ireo fa tsy manana fahefana hitsara ho soa na ratsy ny amin'izay nataon'Andriamanitra. DH: "tsy sahinay ny hitsara izay ataon'i Yaveh"
# Indro
Ny teny hoe "Indro" eto dia manasongadina izay manaraka azy.
# eo anoloanao i Rebeka
"indro i Rebeka"