# Betoela Rain'i Labana sy Rebeka izy. # Avy amin'i Yaveh izany zavatra izany "nampitranga izao zavatra rehetra izao i Yaveh" # tsy afaka ny hilaza aminao na ratsy na tsara izahay Milaza izy ireo fa tsy manana fahefana hitsara ho soa na ratsy ny amin'izay nataon'Andriamanitra. DH: "tsy sahinay ny hitsara izay ataon'i Yaveh" # Indro Ny teny hoe "Indro" eto dia manasongadina izay manaraka azy. # eo anoloanao i Rebeka "indro i Rebeka"