plt_tn/gen/21/14.md

24 lines
877 B
Markdown

# naka mofo
Ireo mety ho heviny dia 1) entina ilazana ny sakafo amin'ny ankapobeny na 2) entina ilazana manokana ny mofo.
# siny hoditra nisy rano
"kitapon-drano." Vita amin'ny hodi-biby ny fitoeran-drano.
# Rehefa lany ny rano tao anaty siny hoditra
"Rehefa fona ny rano tao anaty siny hoditra" na "rehefa tapitra nosotroin'izy ireo ny rano rehetra"
# sahabo ho halaviran'ny fandefasana tsipìka teo
Ilazana ny elanelan'ny fahafahan'ny olona manipy zana-tsipìka amin'ny tsipìka. Sahabo ho 100 metatra eo izany.
# Aoka aho tsy hijery ny fahafatesan'ny zaza
Ny anarana hoe: "fahafatesana" dia azo soloina hoe: "maty." DH: "Tsy te ahita ny zaza maty aho"
# nanandratra ny feony izy ka nitomany
Eto ny "feo" dia ilazana ny feon'ny tomany. Ny "nanandratra ny feony" dia midika hoe mihiakiaka mitomany mafy. DH: "nihiakiaka mafy sy nitomany izy" na "nitomany mafy izy"