plt_tn/gen/18/06.md

28 lines
521 B
Markdown

# in-telon'ny Sea
sahabo 22 litatra
# mofo
Izany mofo izany dia azo antoka tokoa fa nandrahoina haingana tamin'ny vato mahamay. Mety ho fisaka na boribory toy ny mofo kely na horonana.
# nikoropaka izy
"nikoropaka ilay mpanompo"
# hikarakara izany
"hitetika sy hanatono izany"
# vainga / vongana
Ilazana ny faritra mivaingan'ny ronono nalona izany. Mety ho ronono mandry na fromazy izany.
# ilay zanak'omby izay efa voakarakara
"ilay zanak'omby voatono"
# anoloan'izy ireo
"teo anoloan'ireo mpitsidika telo"