# in-telon'ny Sea sahabo 22 litatra # mofo Izany mofo izany dia azo antoka tokoa fa nandrahoina haingana tamin'ny vato mahamay. Mety ho fisaka na boribory toy ny mofo kely na horonana. # nikoropaka izy "nikoropaka ilay mpanompo" # hikarakara izany "hitetika sy hanatono izany" # vainga / vongana Ilazana ny faritra mivaingan'ny ronono nalona izany. Mety ho ronono mandry na fromazy izany. # ilay zanak'omby izay efa voakarakara "ilay zanak'omby voatono" # anoloan'izy ireo "teo anoloan'ireo mpitsidika telo"