plt_tn/gen/12/17.md

20 lines
835 B
Markdown

# noho i Saray, vadin'i Abrama.
Azo azavaina misimisy izany: DH: "satria Farao nikasa haka an'i Saray, vadin'i Abrama, ho vadiny"
# Nampiantso an'i Abrama i Farao
"niantso an'i Abrama i Farao" na "nandidy an'i Abrama hankany aminy i Farao"
# Inona ity zavatra izay vitanao tamiko?
Mampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Farao mba hanehoana ny hatezerany noho izay nataon'i Abrama taminy. Afaka atao manaitra ihany koa izany. DH: "Nanao zavatra mahatsiravina tamiko ianao!" (UDB).
# Ary Farao nanome baiko ireo lehilahiny mahakasika azy
"ary Farao no nitari-dalana ireo manam-boninahiny mahakasika an'i Abrama"
# ary nandefa azy lavitra izy ireo, niaraka tamin'ny vadiny sy izay rehetra nananany
"ary ireo manam-boninahitra nandefa an'i Abrama ho lavitra an'i Farao, niaraka tamin'ny vadiny sy izay rehetra nananany"