# noho i Saray, vadin'i Abrama. Azo azavaina misimisy izany: DH: "satria Farao nikasa haka an'i Saray, vadin'i Abrama, ho vadiny" # Nampiantso an'i Abrama i Farao "niantso an'i Abrama i Farao" na "nandidy an'i Abrama hankany aminy i Farao" # Inona ity zavatra izay vitanao tamiko? Mampiasa izany fanontaniana fampisainana izany i Farao mba hanehoana ny hatezerany noho izay nataon'i Abrama taminy. Afaka atao manaitra ihany koa izany. DH: "Nanao zavatra mahatsiravina tamiko ianao!" (UDB). # Ary Farao nanome baiko ireo lehilahiny mahakasika azy "ary Farao no nitari-dalana ireo manam-boninahiny mahakasika an'i Abrama" # ary nandefa azy lavitra izy ireo, niaraka tamin'ny vadiny sy izay rehetra nananany "ary ireo manam-boninahitra nandefa an'i Abrama ho lavitra an'i Farao, niaraka tamin'ny vadiny sy izay rehetra nananany"