plt_tn/gen/12/04.md

8 lines
235 B
Markdown

# fananana
Ao anatin'izany ireo biby sy ny fananana izay tsy manan'aina.
# ireo vahoaka izay azon'izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo andevo izay voangon'izy ireo" (UDB) na 2) "ireo olona izay voangon'izy ireo hiaraka aminy."