# fananana Ao anatin'izany ireo biby sy ny fananana izay tsy manan'aina. # ireo vahoaka izay azon'izy ireo Ireo mety ho heviny dia 1) "ireo andevo izay voangon'izy ireo" (UDB) na 2) "ireo olona izay voangon'izy ireo hiaraka aminy."